3 Noho izany, izaho Paoly, ilay migadra+ satria izaho an’i Kristy Jesosy sady manampy anareo hafa firenena... 2 Efa henonareo tokoa ilay andraikitra nankinina tamiko,+ dia ny hanampy anareo handray soa amin’ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.