Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ Galatianina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miezaha foana hifanampy rehefa misy zava-tsarotra manavesatra,+ fa manatanteraka ny lalàn’i Kristy ianareo rehefa manao an’izany.+
34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+
2 Miezaha foana hifanampy rehefa misy zava-tsarotra manavesatra,+ fa manatanteraka ny lalàn’i Kristy ianareo rehefa manao an’izany.+