Nomery 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa nipetraka tao Sitima+ ny Israely, dia nijangajanga tamin’ny zanakavavin’i Moaba ny olona.+ Nomery 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nahatratra 24 000 ny olona matin’ilay loza.+