FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 10:32, 33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny Grika na ny fiangonan’Andriamanitra,+ 33 fa manaova hoatr’ahy. Miezaka aho hanao izay hahafaly ny rehetra amin’ny zava-drehetra, ka tsy mitady izay hahasoa ahy+ fa izay hahasoa ny maro, mba ho voavonjy izy ireny.+

  • 1 Korintianina 13:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny fitiavana+ manam-paharetana*+ sy tsara fanahy.+ Ny fitiavana tsy mialona,+ tsy mirehareha, tsy mieboebo,+ 5 tsy manao zavatra tsy mendrika,*+ tsy mitady izay hahasoa ny tenany,+ tsy mora tezitra,+ tsy mitana lolompo,*+

  • Filipianina 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary aza mitady izay hahasoa ny tenanareo fotsiny,+ fa izay hahasoa ny hafa koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara