1 Tesalonianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 fa ny Tompo mihitsy no hidina avy any an-danitra, ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sy ny feon’ny trompetran’Andriamanitra. Ary izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+
16 fa ny Tompo mihitsy no hidina avy any an-danitra, ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sy ny feon’ny trompetran’Andriamanitra. Ary izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+