FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Korintianina 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny olona araka ny fanahy kosa mandinika ny zava-drehetra,+ nefa tsy misy olona mandinika azy.

  • Kolosianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Izany koa no nahatonga anay hivavaka sy hangataka ho anareo foana,+ nanomboka tamin’ny andro nandrenesanay an’izany. Nangataka izahay mba ho fantatrareo tsara+ ny sitrapony, ka hanana ny fahendrena rehetra ianareo, sady hahazo an’izay tiana holazaina noho ny fanampian’ny fanahy masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara