Matio 5:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Koa tsy maintsy lavorary* ianareo, tahaka ny Rainareo any an-danitra izay lavorary.+ Lioka 6:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Mamindrà fo foana, toy ny Rainareo izay mpamindra fo.+