Eksodosy 29:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dory ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka eo ambony alitara. Fanatitra dorana ho an’i Jehovah izany, mba ho hanitra mahafinaritra* azy.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.
18 Dory ilay ondry manontolo mba hidona-tsetroka eo ambony alitara. Fanatitra dorana ho an’i Jehovah izany, mba ho hanitra mahafinaritra* azy.+ Fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah izany.