-
1 Korintianina 5:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa manoratra aminareo kosa aho izao mba tsy hifaneraseranareo intsony+ amin’izay antsoina hoe rahalahy nefa mpijangajanga,* na manana faniriana tsy mety afa-po,+ na mpanompo sampy, na mpanevateva,* na mamo lava,+ na mpanao an-keriny.+ Aza atao na dia ny miara-misakafo amin’ny olona hoatr’izany aza.
-