1 Timoty 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny mpikarakara fiangonana koa dia tokony ho mato-tsaina, tsy mivadibadi-dela,* tsy mpiboboka divay, tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina,+ Titosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mpanompon’Andriamanitra* mantsy ny mpiandraikitra, ka tsy maintsy ho tsy misy hokianina, tsy mpiziriziry amin’ny heviny,*+ tsy mora tezitra,+ tsy mamo lava, tsy mahery setra,* tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina,
8 Ny mpikarakara fiangonana koa dia tokony ho mato-tsaina, tsy mivadibadi-dela,* tsy mpiboboka divay, tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina,+
7 Mpanompon’Andriamanitra* mantsy ny mpiandraikitra, ka tsy maintsy ho tsy misy hokianina, tsy mpiziriziry amin’ny heviny,*+ tsy mora tezitra,+ tsy mamo lava, tsy mahery setra,* tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina,