16 Enga anie hameno tanteraka ny fonareo ny tenin’i Kristy, ka tena ho hendry ianareo! Miezaha foana hifampianatra sy hifampahery, ka manaova salamo+ sy fiderana an’Andriamanitra ary hira masina ho fisaorana azy. Dia mihirà amin’ny fo ho an’i Jehovah.+