Romanina 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoatr’izany koa fa vatana iray tafaray amin’i Kristy isika na be dia be aza, ary rantsambatana mifampiankina* isika tsirairay.+ Efesianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izy no mahatonga ny vatana manontolo+ ho tafakambana tsara sy hiara-miasa satria mifanampy ny tonon-taolana rehetra mba hanome izay ilaina. Rehefa miasa tsara ny rantsambatana tsirairay, dia mitombo ny vatana ka mihamatanjaka noho ny fitiavana.+
5 Hoatr’izany koa fa vatana iray tafaray amin’i Kristy isika na be dia be aza, ary rantsambatana mifampiankina* isika tsirairay.+
16 Izy no mahatonga ny vatana manontolo+ ho tafakambana tsara sy hiara-miasa satria mifanampy ny tonon-taolana rehetra mba hanome izay ilaina. Rehefa miasa tsara ny rantsambatana tsirairay, dia mitombo ny vatana ka mihamatanjaka noho ny fitiavana.+