FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Araho, anaka, ny didin’ny rainao,

      Ary aza lavina ny tenin’ny* reninao.+

  • Lioka 2:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Dia niara-nidina tamin’izy ireo izy ka niverina tany Nazareta, ary nankatò*+ azy ireo foana. Ary nitahiry tsara an’izany teny rehetra izany tao am-pony+ ny reniny.

  • Efesianina 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ianareo zanaka, ankatoavy ny ray aman-dreninareo,+ araka izay sitrapon’ny Tompo,* fa izany no mety.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara