Efesianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao foana araka izay anatra*+ omen’i Jehovah* sy izay atorony*+ izy.
4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao foana araka izay anatra*+ omen’i Jehovah* sy izay atorony*+ izy.