Romanina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Andriamanitra tsy azo vazivazina,* fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Andriamanitra tsy azo vazivazina,* fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+