Efesianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Misaora foana+ koa an’ilay Andriamanitra Raintsika noho ny zavatra rehetra, ary ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika izany.+ 1 Tesalonianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mahaiza misaotra amin’ny zava-drehetra,+ fa izany no sitrapon’Andriamanitra ho anareo mpanara-dia an’i Kristy Jesosy.
20 Misaora foana+ koa an’ilay Andriamanitra Raintsika noho ny zavatra rehetra, ary ataovy amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika izany.+
18 Mahaiza misaotra amin’ny zava-drehetra,+ fa izany no sitrapon’Andriamanitra ho anareo mpanara-dia an’i Kristy Jesosy.