Filipianina 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa miezaka manatratra an’ilay tanjona aho, izany hoe ilay loka+ homen’Andriamanitra an’izay antsoiny+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy. Fiainana any an-danitra izany loka izany.
14 Fa miezaka manatratra an’ilay tanjona aho, izany hoe ilay loka+ homen’Andriamanitra an’izay antsoiny+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy. Fiainana any an-danitra izany loka izany.