FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Olom-pirenen’ny+ lanitra+ anefa isika, ary tena miandry mafy an’ilay mpamonjy avy any, dia i Jesosy Kristy Tompo.+

  • Filipianina 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona zava-dehibe,* na inona na inona mety,* na inona na inona madio, na inona na inona mahatehotia, na inona na inona tsara laza, na inona na inona mendrika, ary na inona na inona mendri-piderana, dia izany foana saintsainina.*+

  • 1 Petera 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa hatanjaho ny sainareo mba ho vonona hiatrika asa,+ ary aoka ianareo hisaina tsara foana.+ Aoka koa ianareo hanantena ny hatsaram-panahy miavaka haseho aminareo rehefa haharihary i Jesosy Kristy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara