Romanina 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary aza manaiky hovolavolain’izao tontolo izao* intsony. Fa miovà kosa ka havaozy ny sainareo+ mba hamantaranareo tsara ny sitrapon’Andriamanitra,*+ izay tsara sy tena mety ary tonga lafatra. Efesianina 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ary tokony hitafy ny toetra vaovao+ izay noforonina mifanaraka amin’ny sitrapon’Andriamanitra, sady mifanaraka amin’izay atao hoe tena marina sy tsy mivadika.
2 Ary aza manaiky hovolavolain’izao tontolo izao* intsony. Fa miovà kosa ka havaozy ny sainareo+ mba hamantaranareo tsara ny sitrapon’Andriamanitra,*+ izay tsara sy tena mety ary tonga lafatra.
24 ary tokony hitafy ny toetra vaovao+ izay noforonina mifanaraka amin’ny sitrapon’Andriamanitra, sady mifanaraka amin’izay atao hoe tena marina sy tsy mivadika.