Matio 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.*+ Raha mihaino anao izy, dia efa nahatafarina ny rahalahinao ianao.+
15 “Raha manota ny rahalahinao, dia mankanesa any aminy, ka rehefa mitokana ianareo, dia ampahafantaro azy ny fahadisoany.*+ Raha mihaino anao izy, dia efa nahatafarina ny rahalahinao ianao.+