FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Kolosianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izay dia hanome voninahitra an’i Jehovah* ny fitondran-tenanareo, ka hampifaly azy tanteraka ianareo, sady hamokatra voa tsara ka hanao ny tsara foana, ary vao mainka hahalala tsara an’Andriamanitra.+

  • 1 Petera 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Miezaha foana ho tsara fitondran-tena eo amin’izao tontolo izao.+ Amin’izay izy ireo hahita ny asa tsara ataonareo,+ na dia manendrikendrika anareo ho mpanao ratsy aza, ka hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny andro handinihany ny momba ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara