Hebreo 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina. 1 Petera 1:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka kosa ianareo ho masina amin’ny fitondran-tenanareo rehetra,+ hoatran’Ilay Masina izay niantso anareo. 16 Fa voasoratra hoe: “Tsy maintsy masina ianareo, satria masina aho.”+
14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina.
15 Aoka kosa ianareo ho masina amin’ny fitondran-tenanareo rehetra,+ hoatran’Ilay Masina izay niantso anareo. 16 Fa voasoratra hoe: “Tsy maintsy masina ianareo, satria masina aho.”+