Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+ Jeremia 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* zanakavavin’ny fireneko izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:“Fiadanana! Fiadanana!” Nefa tsy misy fiadanana akory.+
10 Kely sisa dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy;+Hijery an’izay nisy azy ianao,Nefa tsy ho eo intsony izy.+
11 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* zanakavavin’ny fireneko izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:“Fiadanana! Fiadanana!” Nefa tsy misy fiadanana akory.+