-
1 Tesalonianina 4:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 fa ny Tompo mihitsy no hidina avy any an-danitra, ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sy ny feon’ny trompetran’Andriamanitra. Ary izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+ 17 Aorian’izay, dia isika izay velona ka mbola ho eo no hakarina miaraka amin’izy ireo ao anaty rahona,+ mba hihaona amin’ny Tompo+ eny amin’ny habakabaka. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+
-