Efesianina 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra koa,+ fa nasiana tombo-kase+ tamin’io fanahy io ianareo mba hafahana amin’ny alalan’ny vidim-panavotana rehefa tonga ilay andro fanafahana.+
30 Aza manao izay hampalahelo ny fanahy masin’Andriamanitra koa,+ fa nasiana tombo-kase+ tamin’io fanahy io ianareo mba hafahana amin’ny alalan’ny vidim-panavotana rehefa tonga ilay andro fanafahana.+