Jeremia 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia ataovy izay hampiadana an’ilay tanàna nandefasako sesitany anareo. Mivavaha amin’i Jehovah ho an’ilay tanàna, satria raha miadana izy io dia hiadana koa ianareo.+
7 Dia ataovy izay hampiadana an’ilay tanàna nandefasako sesitany anareo. Mivavaha amin’i Jehovah ho an’ilay tanàna, satria raha miadana izy io dia hiadana koa ianareo.+