Salamo 141:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enga anie ny vavaka ataoko mba ho toy ny emboka manitra+ voaomana tsara eo anatrehanao!+Ho toy ny manolotra fanatitra varimbazaha amin’ny takariva+ anie aho, rehefa manandratra ny tanako!
2 Enga anie ny vavaka ataoko mba ho toy ny emboka manitra+ voaomana tsara eo anatrehanao!+Ho toy ny manolotra fanatitra varimbazaha amin’ny takariva+ anie aho, rehefa manandratra ny tanako!