1 Timoty 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ry Timoty, arovy izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy dikany izay manazimbazimba zava-masina, sy ireo hevitra mifanohitra avy amin’izay atao hoe “fahalalana” nefa tsy izy.+ 2 Timoty 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ampahatsiahivo azy ireo foana ireo zavatra ireo, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy ireo mba tsy hiady hevitra momba ny teny, fa tsy misy ilana azy mihitsy izany satria manimba an’izay mihaino.*
20 Ry Timoty, arovy izay nankinina taminao,+ ka ialao ny resaka tsy misy dikany izay manazimbazimba zava-masina, sy ireo hevitra mifanohitra avy amin’izay atao hoe “fahalalana” nefa tsy izy.+
14 Ampahatsiahivo azy ireo foana ireo zavatra ireo, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy ireo mba tsy hiady hevitra momba ny teny, fa tsy misy ilana azy mihitsy izany satria manimba an’izay mihaino.*