3 Tamin’izy nipetrapetraka teo amin’ny Tendrombohitra Oliva, dia nanatona azy mitokana ny mpianany, ka niteny hoe: “Lazao aminay hoe rahoviana no hitranga izany, ary inona no ho famantarana hoe efa manatrika+ ianao ary efa akaiky ny faran’izao tontolo izao?”+