Romanina 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana mba hampianarana antsika.+ Amin’izay isika dia hanana fanantenana,+ satria manampy antsika hiaritra+ sady manome fampiononana antsika ny Soratra Masina.
4 Fa izay rehetra voasoratra taloha dia nosoratana mba hampianarana antsika.+ Amin’izay isika dia hanana fanantenana,+ satria manampy antsika hiaritra+ sady manome fampiononana antsika ny Soratra Masina.