FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Timoty 6:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ankatoavy ny didy ary ataovy tsy misy pentina sy tsy misy hokianina ny fankatoavanao an’izany, mandra-pahatongan’ny fotoana hisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ 15 ilay Tompom-pahefana falifaly sady tokana, izay hiseho amin’ny fotoana voatondro. Izy no Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo,+

  • 1 Petera 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hahazo satroboninahitra tsy mety malazo ianareo+ rehefa aseho ilay lehiben’ny mpiandry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara