Kolosianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Lioka+ dokotera malala sy Demasy.+ Filemona 23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mampamangy, hono, ianao hoy i Epafra,+ izay miara-migadra amiko noho ny finoana an’i Kristy Jesosy. 24 Mampamangy koa hoy i Marka, Aristarko,+ Demasy,+ ary Lioka,+ izay samy mpiara-miasa amiko.
23 Mampamangy, hono, ianao hoy i Epafra,+ izay miara-migadra amiko noho ny finoana an’i Kristy Jesosy. 24 Mampamangy koa hoy i Marka, Aristarko,+ Demasy,+ ary Lioka,+ izay samy mpiara-miasa amiko.