FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 69:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hihira fiderana ho an’ny anaran’Andriamanitra aho,

      Ary hankalaza azy sady hisaotra azy.

      31 Izany no ho tian’i Jehovah kokoa noho ny ombilahy,

      Mihoatra noho ny vantotr’ombilahy misy tandroka sy kitro.+

  • Hosea 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Miverena amin’i Jehovah ka milazà aminy hoe:

      ‘Mba avelao ny fahadisoanay+ ary mba ekeo izay tsara avy aminay,

      Dia hidera anao izahay ka ho toy ny fanatitra vantotr’ombilahy ny fiderana ataon’ny molotray!*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara