Romanina 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa raha milaza eo imason’olona ianao hoe i Jesosy no Tompo,+ ary mino ao am-ponao fa Andriamanitra efa nanangana azy tamin’ny maty, dia hovonjena ianao.
9 Fa raha milaza eo imason’olona ianao hoe i Jesosy no Tompo,+ ary mino ao am-ponao fa Andriamanitra efa nanangana azy tamin’ny maty, dia hovonjena ianao.