Matio 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mitsara intsony+ mba tsy hotsaraina. Lioka 6:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Aza mitsara intsony, dia tsy hotsaraina mihitsy ianareo.+ Ary aza manameloka intsony, dia tsy homelohina mihitsy ianareo. Mamelà* ny hafa, dia mba havela* koa ianareo.+ Romanina 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa iza moa ianao no hitsaratsara ny mpiasan’olon-kafa?+ Ny mpampiasa azy ihany no afaka mitsara raha mety na tsy mety ny ataony.*+ Hahazo sitraka* amin’i Jehovah* izy, satria ampiany.
37 “Aza mitsara intsony, dia tsy hotsaraina mihitsy ianareo.+ Ary aza manameloka intsony, dia tsy homelohina mihitsy ianareo. Mamelà* ny hafa, dia mba havela* koa ianareo.+
4 Fa iza moa ianao no hitsaratsara ny mpiasan’olon-kafa?+ Ny mpampiasa azy ihany no afaka mitsara raha mety na tsy mety ny ataony.*+ Hahazo sitraka* amin’i Jehovah* izy, satria ampiany.