Salamo 39:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hoy aho: “Hitandrina tsara* ahoMba tsy hanota amin’izay lazaiko.*+ Hohidiako* ny vavako,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo akaikiko.” Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manindrona hoatran’ny sabatra ny teny tsy voahevitra,Fa manasitrana kosa ny tenin’ny hendry.+ Ohabolana 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahay mampiasa tsara ny fahalalana ananany ny lelan’ny hendry,+Fa mamoaka hadalana kosa ny vavan’ny adala. 1 Petera 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izay tia ny fiainana sy te ho sambatra, dia tsy maintsy mitandrina ny lelany mba tsy hilaza zava-dratsy,+ ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.
39 Hoy aho: “Hitandrina tsara* ahoMba tsy hanota amin’izay lazaiko.*+ Hohidiako* ny vavako,+Raha mbola misy ratsy fanahy eo akaikiko.”
2 Mahay mampiasa tsara ny fahalalana ananany ny lelan’ny hendry,+Fa mamoaka hadalana kosa ny vavan’ny adala.
10 “Izay tia ny fiainana sy te ho sambatra, dia tsy maintsy mitandrina ny lelany mba tsy hilaza zava-dratsy,+ ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.