Efesianina 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 ary aza omena hirika* ny Devoly.+ Efesianina 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tafio daholo izay fiadiana+ omen’Andriamanitra anareo, mba ho mafy orina ianareo ka ho vitanareo ny hanohitra ny teti-dratsin’ny Devoly.
11 Tafio daholo izay fiadiana+ omen’Andriamanitra anareo, mba ho mafy orina ianareo ka ho vitanareo ny hanohitra ny teti-dratsin’ny Devoly.