3 Jaona 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ry rahalahy malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara.+ Avy amin’Andriamanitra mantsy izay manao ny tsara.+ Tsy mahita an’Andriamanitra izay manao ratsy.+
11 Ry rahalahy malala, aza ny ratsy no alain-tahaka fa ny tsara.+ Avy amin’Andriamanitra mantsy izay manao ny tsara.+ Tsy mahita an’Andriamanitra izay manao ratsy.+