2 Petera 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nisalasala mihitsy Andriamanitra nanasazy an’ireo anjely nanota,+ fa nanipy azy ireny tany amin’ny Tartara*+ ka nanagadra azy* ao amin’ny haizim-pito mba hatokana hotsaraina.+ Joda 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nofatorany mandrakizay ao amin’ny toerana maizim-be koa ny anjely sasany, mba hotsaraina amin’ilay andro lehibe.+ Niala tamin’ny andraikitra nampanaovina azy* mantsy izy ireny, sady nandao ny toerana nipetrahany.+
4 Tsy nisalasala mihitsy Andriamanitra nanasazy an’ireo anjely nanota,+ fa nanipy azy ireny tany amin’ny Tartara*+ ka nanagadra azy* ao amin’ny haizim-pito mba hatokana hotsaraina.+
6 Nofatorany mandrakizay ao amin’ny toerana maizim-be koa ny anjely sasany, mba hotsaraina amin’ilay andro lehibe.+ Niala tamin’ny andraikitra nampanaovina azy* mantsy izy ireny, sady nandao ny toerana nipetrahany.+