2 dia voamarik’ireo zanak’Andriamanitra+ fa tsara tarehy ny zanakavavin’ny olombelona. Nalain’izy ireo ho vady àry izay rehetra nofidiny. 3 Ary hoy i Jehovah: “Tsy handefitra tsy misy farany amin’ny olona aho,+ satria nofo ihany izy. Dia mbola ho velona 120 taona izy.”+