7 Amin’izay dia hitondra dera sy voninahitra ary haja ho anareo ny finoanareo vita sedra,+ rehefa haharihary i Jesosy Kristy.+ Ny finoana vita sedra mantsy, dia sarobidy lavitra noho ny volamena, izay mety simba na dia efa nosedraina tamin’ny afo aza.