13 Lasa zatra tsy manao na inona na inona koa izy ireny, ka mitety tranon’olona. Tsy vitan’ny hoe tsy manao na inona na inona izy ireny, fa mpifosafosa sy midikiditra amin’ny fiainan’olona+ koa, ka miresaka zavatra tsy tokony horesahiny.
20 Fa inona moa ny soa azonareo raha voakapoka ianareo satria nanota ka miaritra an’izany?+ Fa raha miaritra fijaliana kosa ianareo satria manao ny tsara, dia izany no ankasitrahan’Andriamanitra.+