Asan’ny Apostoly 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.” 2 Timoty 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.
22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”
12 Raha ny marina, dia henjehina+ ihany koa izay rehetra te hampiseho eo amin’ny fiainany hoe mahafoy tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy.