Ezekiela 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ry zanak’olona, inona indray izany ohabolana fampiasa eo amin’ny tanin’ny Israely izany? Hoy mantsy izy ireo: ‘Mandeha ihany ny fotoana, fa tsy misy tanteraka akory ny fahitana.’+ Ezekiela 12:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Ry zanak’olona, milaza ny vahoakan’Israely* hoe: ‘Mbola any aoriana be any vao ho tanteraka ny fahitana hitany, ary mbola ho ela be vao ho tanteraka ny faminaniany.’+
22 “Ry zanak’olona, inona indray izany ohabolana fampiasa eo amin’ny tanin’ny Israely izany? Hoy mantsy izy ireo: ‘Mandeha ihany ny fotoana, fa tsy misy tanteraka akory ny fahitana.’+
27 “Ry zanak’olona, milaza ny vahoakan’Israely* hoe: ‘Mbola any aoriana be any vao ho tanteraka ny fahitana hitany, ary mbola ho ela be vao ho tanteraka ny faminaniany.’+