-
Isaia 34:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ho lo daholo ny ao amin’ny tafiky ny lanitra,
Ary ny lanitra dia hahorona toy ny horonam-boky.
Halazo ny tafik’izy ireo manontolo,
Hoatran’ny ravina malazo mihintsana avy amin’ny voaloboka,
Ary hoatran’ny voan’aviavy malazo mihintsana.
-