1 Jaona 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa raha misy mba manan-katao ihany amin’izao fiainana izao ka mahita hoe sahirana ny rahalahiny, nefa tsy mba mangoraka azy, dia ahoana no ilazany hoe tia an’Andriamanitra izy?+
17 Fa raha misy mba manan-katao ihany amin’izao fiainana izao ka mahita hoe sahirana ny rahalahiny, nefa tsy mba mangoraka azy, dia ahoana no ilazany hoe tia an’Andriamanitra izy?+