FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa misy olona mandre ny teny* momba an’ilay Fanjakana nefa tsy mahazo ny dikan’ilay izy, dia tonga ilay ratsy+ ka manala an’izay nafafy tao am-pony. Izany ilay voa nafafy teny amoron-dalana.+

  • Lioka 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy ny Devoly: “Homeko anao izao fahefana rehetra izao sy ny voninahiny, fa efa natolotra ahy+ izany ka omeko an’izay tiako homena azy.

  • Jaona 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tonga izao ny fitsarana an’izao tontolo izao, ary horoahina+ ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara