Eksodosy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanao an’izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny Israelita, tamin’izay:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.+ Deoteronomia 31:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nolazain’i Mosesy hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany tamin’ny fiangonan’Israely manontolo ny tonon’ity hira ity:+
15 Nanao an’izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny Israelita, tamin’izay:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa lasa misandratra avo dia avo izy.+ Natsipiny mafy tao an-dranomasina ny soavaly sy ny mpitaingina azy.+
30 Dia nolazain’i Mosesy hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany tamin’ny fiangonan’Israely manontolo ny tonon’ity hira ity:+