FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 2
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Te hampifaly azy ireo i Paoly (1-4)

      • Navela ny heloky ny olona iray ary noraisina indray izy (5-11)

      • Paoly tany Troasy sy Makedonia (12, 13)

      • Fanompoana, filaharan’ny mpandresy (14-17)

        • Tsy mivarotra ny tenin’Andriamanitra (17)

2 Korintianina 2:4

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Fa tao anatin’ny fahoriana be.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 7:8, 9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/11/1996, p. 11

  • Fanondroana Boky

    w96 1/11 11

2 Korintianina 2:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 5:1

2 Korintianina 2:6

Fanondroana

  • Fanondroana Boky

    w24.08 17

2 Korintianina 2:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 15:23, 24
  • +He 12:12

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/6/2010, p. 13

    1/10/1998, p. 17-18

  • Fanondroana Boky

    w24.08 17; w10 15/6 13; w98 1/10 17-18

2 Korintianina 2:8

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ro 12:10

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/8/2013, p. 20

    1/10/1998, p. 17

  • Fanondroana Boky

    w13 15/8 20; w98 1/10 17

2 Korintianina 2:10

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/1/2006, p. 29

  • Fanondroana Boky

    w06 15/1 29

2 Korintianina 2:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “resin’i; voafetsin’i.”

  • *

    Na: “tetikadiny; tanjony.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Lk 22:31; 2Ti 2:26
  • +Ef 6:11, 12; 1Pe 5:8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana, Boky 2,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2006, p. 27

    15/1/2006, p. 29

    15/8/2002, p. 26-28

    1/10/1998, p. 18

  • Fanondroana Boky

    w06 15/1 29; w06 15/11 27; w02 15/8 26-28; w98 1/10 18

2 Korintianina 2:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “tao amin’ny Tompo.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 166

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/1998, p. 30

  • Fanondroana Boky

    bt 166; w98 15/11 30

2 Korintianina 2:13

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ga 2:3; Tit 1:4
  • +2Ko 7:5

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 166

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/1998, p. 30

  • Fanondroana Boky

    bt 166; w98 15/11 30

2 Korintianina 2:14

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “aeliny.”

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/8/2010, p. 23

    1/9/2005, p. 31

    15/2/1991, p. 27-28

    15/10/1990, p. 10-15

  • Fanondroana Boky

    w10 1/8 23; w05 1/9 31; w91 15/2 27; w90 15/10 10-15

2 Korintianina 2:15

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/8/2010, p. 23

    15/7/2008, p. 28

    1/9/2005, p. 31

    15/2/1991, p. 27-28

  • Fanondroana Boky

    w10 1/8 23; w08 15/7 28; w05 1/9 31; w91 15/2 27

2 Korintianina 2:16

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “fofona manitra.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Jn 15:19; 2Ko 4:3; 1Pe 2:7, 8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/8/2010, p. 23

    15/7/2008, p. 28

    1/9/2005, p. 31

    15/2/1991, p. 27-28

    15/10/1990, p. 11-12

  • Fanondroana Boky

    w10 1/8 23; w08 15/7 28; w05 1/9 31; w91 15/2 27; w90 15/10 11-12

2 Korintianina 2:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “tsy maka tombony amin’ny.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 4:2

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/12/1992, p. 26-29

    15/10/1990, p. 12-13

    15/1/1988, p. 19

  • Fanondroana Boky

    w92 1/12 26-29; w90 15/10 12-13

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

2 Kor. 2:42Ko 7:8, 9
2 Kor. 2:51Ko 5:1
2 Kor. 2:7Lk 15:23, 24
2 Kor. 2:7He 12:12
2 Kor. 2:8Ro 12:10
2 Kor. 2:11Lk 22:31; 2Ti 2:26
2 Kor. 2:11Ef 6:11, 12; 1Pe 5:8
2 Kor. 2:12As 16:8
2 Kor. 2:13Ga 2:3; Tit 1:4
2 Kor. 2:132Ko 7:5
2 Kor. 2:16Jn 15:19; 2Ko 4:3; 1Pe 2:7, 8
2 Kor. 2:172Ko 4:2
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (bi12)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 2:1-17

Korintianina Faharoa

2 Fa efa tapa-kevitra aho ny tsy hampalahelo anareo rehefa mitsidika anareo indray. 2 Fa raha manao izay hampalahelo anareo aho, dia iza indray no hampifaly ahy, afa-tsy ilay nampalaheloviko ihany? 3 Nanoratra an’izany aho mba tsy hampalahelo ahy ireo olona tokony hampifaly ahy, rehefa tonga aho. Matoky mantsy aho fa izay mahafaly ahy dia mahafaly anareo rehetra koa. 4 Fa nijaly* sy nitebiteby be aho tao am-poko tao rehefa nanoratra taminareo tamin-dranomaso be. Tsy hoe mba hampalahelo anareo+ anefa, fa mba hahafantaranareo hoe tena tia anareo aho.

5 Raha nisy nanao izay hampalahelo ny hafa,+ dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa saika ianareo rehetra mihitsy. Tsy te hampiasa teny henjana loatra anefa aho matoa milaza an’izany. 6 Ampy ho an’ilay olona izany fananarana mafy nataon’ny ankamaroanareo izany. 7 Tokony ho vonona hamela ny helony kosa ianareo izao sady ho tsara fanahy rehefa manao an’izany, ka hampionona azy+ sao ho difotry ny alahelo be loatra izy.+ 8 Mampirisika anareo àry aho mba hanome toky azy hoe tianareo izy.+ 9 Nanoratra ho anareo koa aho mba hahitako raha mankatò amin’ny zava-drehetra ianareo na tsia. 10 Izay heloka avelanareo, dia mba avelako koa. Raha ny marina, izay heloka navelako—raha nisy navelako—dia navelako teo imason’i Kristy noho ny aminareo, 11 mba tsy ho voafitak’i* Satana+ ianareo, fa fantatsika ny teti-dratsiny.*+

12 Rehefa tonga tany Troasy+ hitory ny vaovao tsara momba an’i Kristy aho, ka nisy varavarana nosokafana ho ahy nahafahako nanao ny asan’ny Tompo,* 13 dia tsy nilamina ny saiko satria tsy hitako tany i Titosy+ rahalahiko. Koa nataoko veloma ry zareo, dia niainga ho atỳ Makedonia+ aho.

14 Fa isaorana Andriamanitra, izay mitarika antsika foana eo amin’ny filaharan’ny mpandresy, miaraka amin’i Kristy! Isaorana koa Izy satria ataony mamerovero* eny rehetra eny amin’ny alalantsika ny hanitry ny fahalalana azy! 15 Amin’Andriamanitra mantsy, dia toy ny hanitra mamerovero isika eo amin’ireo hovonjena sy ireo ho ringana, rehefa mitory momba an’i Kristy: 16 Amin’ireo ho ringana, dia fofona* fahafatesana mitarika ho amin’ny fahafatesana,+ ary amin’ireo hovonjena, dia hanitry ny fiainana mitarika ho amin’ny fiainana. Ary iza no mahafeno fepetra hanao an’izany? 17 Izahay, satria izahay tsy mivarotra* ny tenin’Andriamanitra+ hoatran’ny ataon’ny olona maro. Miteny amim-pahatsorana kosa izahay eo anatrehan’Andriamanitra sy miaraka amin’i Kristy, toy ny olona nirahin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara