FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 6
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

Asan’ny Apostoly: Topy Maso

      • Lehilahy fito nofidina hizara sakafo (1-7)

      • Nampangaina ho nanevateva an’Andriamanitra i Stefana (8-15)

Asan’ny Apostoly 6:1

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 4:34, 35; 1Ti 5:3; Jk 1:27

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 41

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/7/2006, p. 16

  • Fanondroana Boky

    bt 41; w06 15/7 16

Asan’ny Apostoly 6:2

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “Tsy ankasitrahana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 18:17, 18

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana, Boky 2,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/8/1994, p. 26

  • Fanondroana Boky

    w94 15/8 26

Asan’ny Apostoly 6:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 16:1, 2; 1Ti 3:7
  • +As 6:8, 10
  • +De 1:13

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 42

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2014, p. 28

    15/8/1994, p. 26

    1/9/1987, p. 8

    Fanompoana,

    7/2013, p. 3

  • Fanondroana Boky

    bt 42; w14 15/11 28; km 7/13 3; w94 15/8 26

Asan’ny Apostoly 6:5

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “ilay proselyta.” Jereo F.T.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 21:8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Fandalinana,

    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),

    10/2016, p. 9

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2007, p. 18

  • Fanondroana Boky

    w16.10 9; w07 15/11 18

Asan’ny Apostoly 6:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +De 34:9; As 8:14, 17; 13:2, 3; 1Ti 4:14; 5:22; 2Ti 1:6

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Asan’ny Apostoly 6:7

Fanondroana Andininy Hafa

  • +As 12:24; 19:20
  • +As 2:47
  • +Jn 12:42; As 15:5

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/4/2001, p. 10-11

  • Fanondroana Boky

    w01 1/4 10-11

Asan’ny Apostoly 6:8

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “nanao fambara.”

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 45-47

  • Fanondroana Boky

    bt 47

Asan’ny Apostoly 6:9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 47

    Fandalinana,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/7/1990, p. 17

  • Fanondroana Boky

    bt 47; w90 15/7 17

Asan’ny Apostoly 6:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 54:17; Lk 21:15; As 6:3

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

Asan’ny Apostoly 6:12

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Asan’ny Apostoly 6:13

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 47

  • Fanondroana Boky

    bt 47

Asan’ny Apostoly 6:14

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Torio, p. 47

  • Fanondroana Boky

    bt 47

Asan’ny Apostoly 6:15

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),

    10/2018, p. 32

    Fandalinana, Boky 2,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/8/2004, p. 8

    15/7/1990, p. 17

  • Fanondroana Boky

    w18.10 32; w04 1/8 8; w90 15/7 17

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

Asa. 6:1As 4:34, 35; 1Ti 5:3; Jk 1:27
Asa. 6:2Ek 18:17, 18
Asa. 6:3As 16:1, 2; 1Ti 3:7
Asa. 6:3As 6:8, 10
Asa. 6:3De 1:13
Asa. 6:5As 21:8
Asa. 6:6De 34:9; As 8:14, 17; 13:2, 3; 1Ti 4:14; 5:22; 2Ti 1:6
Asa. 6:7As 12:24; 19:20
Asa. 6:7As 2:47
Asa. 6:7Jn 12:42; As 15:5
Asa. 6:10Is 54:17; Lk 21:15; As 6:3
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (bi12)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Asan’ny Apostoly 6:1-15

Asan’ny Apostoly

6 Tamin’izany andro izany, rehefa nihabetsaka ny mpianatra, dia nanjary nimenomenona tamin’ny Jiosy miteny hebreo ny Jiosy miteny grika, satria tsy mba nisy nikarakara ny mpitondratena teo aminy rehefa nozaraina ny sakafo isan’andro.+ 2 Koa nampiantso an’ireo mpianatra rehetra ny 12 Lahy, ka niteny hoe: “Tsy mety* raha avelanay ny tenin’Andriamanitra mba hahafahanay hizara sakafo eny an-databatra.+ 3 Noho izany, ry rahalahy, dia mifidiana fito lahy tsara laza+ eo aminareo, izay sady feno fanahy masina no manam-pahendrena,+ mba hotendrena hanao an’izany zavatra tsy maintsy atao izany.+ 4 Fa izahay kosa hifantoka amin’ny vavaka sy ny fanompoana, dia ny fampianarana ny tenin’Andriamanitra.” 5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.* 6 Dia nentiny tany amin’ny apostoly izy ireo. Ary rehefa avy nivavaka ny apostoly, dia nametra-tanana tamin’izy ireo.+

7 Tsy nitsahatra niely àry ny tenin’Andriamanitra,+ ka nihamaro be ny isan’ny mpianatra+ tany Jerosalema. Be dia be koa ny mpisorona lasa nanaiky ny finoana.+

8 Ary tena nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana sady nomeny hery be, ka nahavita fahagagana* sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka. 9 Nisy lehilahy tonga hiady hevitra tamin’i Stefana anefa. Avy tamin’ilay antsoina hoe Synagogan’ireo Nomena Fahafahana ny sasany, ary Kyrenianina sy Aleksandrianina ny sasany. Nisy koa avy any Kilikia sy Azia. 10 Tsy nahatohitra azy anefa izy ireo, satria hita tamin’ny teniny hoe hendry izy sady nampian’ny fanahy masina.+ 11 Dia nandresy lahatra olona tany ambadimbadika tany izy ireo mba hilaza hoe: “Henonay nanevateva an’i Mosesy sy Andriamanitra izy.” 12 Dia nataon’izy ireo izay hampikorontana ny vahoaka sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna, ka tonga tampoka teo amin’i Stefana ireo. Nosamborin’izy ireo izy, dia nentiny tany amin’ny Fitsarana Avo Jiosy. 13 Ary nitondra vavolombelona mandainga izy ireo mba hilaza hoe: “Io lehilahy io tsy mitsahatra manaratsy an’ity toerana masina ity sy ny Lalàna. 14 Henonay izy, ohatra, nilaza fa handrodana an’ity toerana ity, hono, ilay Jesosy avy any Nazareta iny, dia hanova ny fomba amam-panao nampitain’i Mosesy tamintsika.”

15 Ary nibanjina an’i Stefana daholo izay nipetraka teo amin’ilay Fitsarana Avo, ka nahita fa hoatran’ny tarehin’anjely ny tarehiny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara